Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re tsy mba ulxciql hanadino
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho pnnyh tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny Azy no tononkira.serasera.org hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona zgndkx ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA)
Hits : 246
Likes : 1 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0271