Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re tsy mba hanadino
Ny sakaizako nitondra ny oaym foyy fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny Azy no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho ksdljtu tononkira.serasera.org raisiny aho
Maty dia raisiny aho
Ny sakaizako nitondra ny oaym foyy fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny Azy no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho ksdljtu tononkira.serasera.org raisiny aho
Maty dia raisiny aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana (FMZA)Visites : 217
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:40
