Tsy ho irery (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandeha teny rehetra teny aho
Nanao vlhg izay tiako atao
Tsy nisy izay tsy naleako, izao rehetra izao
Sento jalosjfx hatrany nefa no nandravaka ny dia
Irery fa tsy teo Ianao, tsy teo Ianao Jesoa tia
Ref : Irery tokoa aho ety
Irery tsy nahalala Anao Kristy
Sasa-miandry ahy anefa ianao
Ka tonga aho itoerana
Any volona, any taona
Mino aho ny hiverenanao
Dia ho faly aho hahita Anao
Ka ny foko tsy miova fa efa Anao
Ref : Irery tokoa aho ety
Irery tsy nahalala Anao Kristy
Sasa-miandry ahy djlx anefa ianao
Ka tonga aho itoerana
Tsy ho irery intsony aho tononkira.serasera.org ety
Satria fantatro fa eo fona ianao
Ka manomboka izao
Manaiky aho ny ho fonenanao
Nanao vlhg izay tiako atao
Tsy nisy izay tsy naleako, izao rehetra izao
Sento jalosjfx hatrany nefa no nandravaka ny dia
Irery fa tsy teo Ianao, tsy teo Ianao Jesoa tia
Ref : Irery tokoa aho ety
Irery tsy nahalala Anao Kristy
Sasa-miandry ahy anefa ianao
Ka tonga aho itoerana
Any volona, any taona
Mino aho ny hiverenanao
Dia ho faly aho hahita Anao
Ka ny foko tsy miova fa efa Anao
Ref : Irery tokoa aho ety
Irery tsy nahalala Anao Kristy
Sasa-miandry ahy djlx anefa ianao
Ka tonga aho itoerana
Tsy ho irery intsony aho tononkira.serasera.org ety
Satria fantatro fa eo fona ianao
Ka manomboka izao
Manaiky aho ny ho fonenanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FiFa GroupeVisites : 654
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 16/05/2023 09:48
