Jesosy Vahaolana (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mimenomenona tononkira.serasera.org avokoa ireo olo-jiaby e
Tsy hahita 'ty vahaolana ety an-tany e
Fahantrana marobe no miandry an'ireo
Raha tsy miankina amin'ny Jesosy vahaolana e
Ref : Miomana ianao handray Azy
Miomana soa ho fefika aghliq any aoriana
Jesosy irery ihany anie "ty xvtcod vahaolana e
Azonao antoka e, ny hiafaranao
Raha klsa mandray an'i Jesosy vahaolana e
Ref :
Miomana, miomana
Miomana, miomana ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FiFa GroupeVangy : 541
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mabel
Daty : 16/05/2023 09:49