Jesosy Vahaolana (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mimenomenona avokoa ireo olo-jiaby tononkira.serasera.org e
Tsy hahita 'ty vahaolana ety an-tany e
Fahantrana marobe no miandry an'ireo
Raha tsy miankina amin'ny Jesosy jtxrbaw vahaolana e
Ref : Miomana ianao handray Azy
Miomana soa ho fefika any ezoae aoriana
Jesosy irery ihany anie "ty nsipen vahaolana e
Azonao antoka e, ny hiafaranao
Raha mandray an'i Jesosy vahaolana e
Ref :
Miomana, miomana
Miomana, miomana ianao
Ref :
Tsy hahita 'ty vahaolana ety an-tany e
Fahantrana marobe no miandry an'ireo
Raha tsy miankina amin'ny Jesosy jtxrbaw vahaolana e
Ref : Miomana ianao handray Azy
Miomana soa ho fefika any ezoae aoriana
Jesosy irery ihany anie "ty nsipen vahaolana e
Azonao antoka e, ny hiafaranao
Raha mandray an'i Jesosy vahaolana e
Ref :
Miomana, miomana
Miomana, miomana ianao
Ref :
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FiFa GroupeVisites : 573
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 16/05/2023 09:49
