Fanahy mivatravatra (Feon'ny Fitiavana Ampary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fenoy ny fanahy masinao aho Jeso tia
ahaizako plakx mamao izay rehetra sitrakao
toy 'lay narotsakao fony Hianao niala tety
ka nampahazo hery reo rehetra mino Anao

réf: toy izany koa no angatahiko
hitoetra sy anjaka
Ilay Fanahy mivatravatra
handrakotra tokoa
ny saina sy ny fo
ho feno ny aim-panahy
ho afak'ahiahy

kasionao Jesosy kdzxky ô, ity foko kely ity
ahaizako mamela izay manisy vcbk ratsy ahy
hitiavako ny namako, hiantrako ireo mania
mba hamerenan'azy indray ho ao aminao Kiristy

réf : dia toy tononkira.serasera.org izany koa no angatahiko
hitoetra sy anjaka
Ilay Fanahy mivatravatra
handrakotra tokoa
ny saina sy ny fo
ho feno ny aim-panahy
ho afak'ahiahy

ampahiratonao ry Ray ô
ity masoko ity
mba ahitako tsara ilay fahamarinanao
tsy iherikerika amin'ny ankavanana,ankavia
f'hibanjina tanteraka
ilay rà nalatsakao

réf in-2:dia toy izany ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fitiavana Ampary
Vangy : 1208
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Missene Mianj's
Daty : 08/08/2022 10:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0099