Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy mivatravatra (Feon'ny Fitiavana Ampary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fenoy ny fanahy masinao aho Jeso tia
ahaizako mamao izay rehetra sitrakao
toy 'lay narotsakao fony ngqzcwsc Hianao niala tety
ka nampahazo hery reo rehetra mino Anao
réf: toy izany koa no vjbi angatahiko
hitoetra sy anjaka
Ilay Fanahy mivatravatra
handrakotra tokoa
ny saina sy ny fo
ho feno ny aim-panahy
ho afak'ahiahy
kasionao Jesosy ô, ity foko kely ity
ahaizako mamela izay manisy ratsy ahy
hitiavako ny namako, hiantrako ireo mania
mba hamerenan'azy tononkira.serasera.org indray ho ao aminao Kiristy
réf : dia toy izany kqla koa no angatahiko
hitoetra sy anjaka
Ilay Fanahy mivatravatra
handrakotra tokoa
ny saina sy ny fo
ho feno ny aim-panahy
ho afak'ahiahy
ampahiratonao ry Ray ô
ity masoko ity
mba ahitako tsara ilay fahamarinanao
tsy iherikerika amin'ny ankavanana,ankavia
f'hibanjina tanteraka
ilay rà nalatsakao
réf in-2:dia toy izany ....
ahaizako mamao izay rehetra sitrakao
toy 'lay narotsakao fony ngqzcwsc Hianao niala tety
ka nampahazo hery reo rehetra mino Anao
réf: toy izany koa no vjbi angatahiko
hitoetra sy anjaka
Ilay Fanahy mivatravatra
handrakotra tokoa
ny saina sy ny fo
ho feno ny aim-panahy
ho afak'ahiahy
kasionao Jesosy ô, ity foko kely ity
ahaizako mamela izay manisy ratsy ahy
hitiavako ny namako, hiantrako ireo mania
mba hamerenan'azy tononkira.serasera.org indray ho ao aminao Kiristy
réf : dia toy izany kqla koa no angatahiko
hitoetra sy anjaka
Ilay Fanahy mivatravatra
handrakotra tokoa
ny saina sy ny fo
ho feno ny aim-panahy
ho afak'ahiahy
ampahiratonao ry Ray ô
ity masoko ity
mba ahitako tsara ilay fahamarinanao
tsy iherikerika amin'ny ankavanana,ankavia
f'hibanjina tanteraka
ilay rà nalatsakao
réf in-2:dia toy izany ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Fitiavana AmparyHits : 1207
Likes : 1 Like
Created by : Missene Mianj's
Date : 08/08/2022 10:46
