Fitsarana (Feon'ny Fitiavana Ampary)

Andro farany izao
Manakaiky ilay fotoana
Hiavin’ny Tomponao
Hamoriany am-pamoloana
Hanavahany ny vary
Hanariany ny ankofa
Ka h’asehony miharihary
Izay mahery sy kanosa

Réf: ho avy ny fitsarana
Hitsarany izao tontolo izao
Ny ratsy aoka hialana
Sao hanenina mafy ianao
Mitsangàna mihazavà
Haoreno ny Tsiky dia ampyfinoana
Anio ary dia miaingaha
tongava malaky mifona

mba tsy hisian’ny nenina mafy
dia tapao anio ny hevitrao
manatona an’I Jeso mpanafy
fitafiana sy fianam-baovao
fadio ny mangatak’andro
fa raha mbola atao hoe anio
tongava sasaina ka mandro
ianao dia ho tonga madio

réf:….
(Anio ary dia miaingaha
tongava malaky mifona)*2

Mpihira : Feon'ny Fitiavana Ampary
Mpamaky : 175
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Missene Mianj's
Tamin'ny : 10/08/2022 06:54:08
ID : 14472

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo