miderà sy mankalazà (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 raha mandinika ny lanitra aho
Dia mahatsapa fa ievfk avo indrindra Andriamanitra
Raha nwocruo manatrika ny tavany aho
Tena potika sy raraka

Satria nofo aman-drà
Tsy mendrika, Olombelona bé ahiahy

Réf: tononkira.serasera.org ka miderà sy mankalazà
Mihira fihiram-baovao ho anni Jéhovah
Satria lehibe ny asany
Tsy takatry ny saina ny oxlo zava-bitany...

2 raha mandinika ny tenako aho
Zava-boahary manan-danja eo anatrehany
Na Dia manao ny tsy fanao
Tsy navelanao ho very mandrakizay

Satria nofo aman-drà
Tsy mendrika Olombelona be ahiahy

Réf : ka miderà sy mankalazà...

Andriamanitra mitoetra eo ambonin'ny fiderana
Dindin-kazo manim-pofona ho Zay ny fankalazana

Réf : ka miderà sy mankalazà....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Vangy : 406
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 18/12/2024 07:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519