tompo tsara (Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar Manjakaray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mankalaza anao aho Andriamanitra
mpanjakan'ny eto an-tany sy any an-danitra
ny misy rehetra arin-tananao
ny voary manontolo no manaiky anao
ka deraiko sy lalaiko fa tsy takatry ny saiko raha ny halebiazanao
Fa Tompo tsara ianao, mpamindra fo
Fitiavana Ianao
Sady foto-tsoa
voninahitra ho anao ry Tompo be fitia
nanome 'ty zanakao mba hidina tety
nanolotra ny ainy hisolo voina shxp ahy
ho tonga zanakao ka ravo ny fanahy
ka ambarako ho ren-tany, ailaoz ho toriko sesilany raha ny fahasoavanao
Fa Tompo tsara ianao, mpamindra fo
Fitiavana izhdhh Ianao
Sady tononkira.serasera.org foto-tsoa
mpanjakan'ny eto an-tany sy any an-danitra
ny misy rehetra arin-tananao
ny voary manontolo no manaiky anao
ka deraiko sy lalaiko fa tsy takatry ny saiko raha ny halebiazanao
Fa Tompo tsara ianao, mpamindra fo
Fitiavana Ianao
Sady foto-tsoa
voninahitra ho anao ry Tompo be fitia
nanome 'ty zanakao mba hidina tety
nanolotra ny ainy hisolo voina shxp ahy
ho tonga zanakao ka ravo ny fanahy
ka ambarako ho ren-tany, ailaoz ho toriko sesilany raha ny fahasoavanao
Fa Tompo tsara ianao, mpamindra fo
Fitiavana izhdhh Ianao
Sady tononkira.serasera.org foto-tsoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar ManjakarayVisites : 2608
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bouzikiki
Date : 12/03/2010 20:32
