Ampidiro aloha ny tenimiafina
tompo tsara (Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar Manjakaray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mankalaza anao aho Andriamanitra
mpanjakan'ny eto an-tany sy any an-danitra
ny misy rehetra arin-tananao
ny voary manontolo no manaiky anao
ka deraiko sy lalaiko fa tsy takatry ny saiko raha ny halebiazanao
Fa Tompo tsara tononkira.serasera.org ianao, mpamindra fo
Fitiavana Ianao
Sady foto-tsoa
voninahitra ho anao ry Tompo be fitia
nanome 'ty zanakao mba hidina tety
nanolotra ny ainy hisolo voina ahy
ho tonga zanakao ka ravo fkeme ny fanahy
ka ambarako ho ren-tany, ho toriko sesilany raha ny fahasoavanao
Fa Tompo tsara ianao, mpamindra mevm fo
Fitiavana tvqkpdi Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar ManjakarayHits : 2629
Likes : 0 Like
Created by : bouzikiki
Date : 12/03/2010 20:32