IRIKO (Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar Manjakaray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IRIKO
Iriko Tompo o!
Ny ho eo ambany elatrao
Ka tsy hanan-tahotra bustm aho
Fa Ianao no miahy
Satriko Tompo o!
Ny mba ho tantananao
Ahitsio ny lalako
Amin’izay lalanao
Ianao no ampingako
Manda fiarovako
Tsy ho ketraka
Tsy ho kivy koa
Na hanenjika ireo tsy tia
Ianao no fiainako
Mandram-pialako ety
Tano aho
Vimbino koa
Tsy ho reraka an-dalana
Iriko Tompo o!
Ny yneccgw omenao fo vaovao
Fo madio toy ny yrazki anao
Feno fitiavana
Satriko Tompo o!
Higoka hasambarana
Ka ny androm-piainako
Fenoin’ ny fahasoavanao
Ianao no ampingako
Manda fiarovako
Tsy ho ketraka
Tsy ho kivy koa
Na hanenjika ireo tsy tia
Ianao no fiainako
Mandram-pialako ety
Tano aho
Vimbino koa
Tsy ho reraka tononkira.serasera.org an-dalana
Iriko Tompo o!
Ny ho eo ambany elatrao
Ka tsy hanan-tahotra bustm aho
Fa Ianao no miahy
Satriko Tompo o!
Ny mba ho tantananao
Ahitsio ny lalako
Amin’izay lalanao
Ianao no ampingako
Manda fiarovako
Tsy ho ketraka
Tsy ho kivy koa
Na hanenjika ireo tsy tia
Ianao no fiainako
Mandram-pialako ety
Tano aho
Vimbino koa
Tsy ho reraka an-dalana
Iriko Tompo o!
Ny yneccgw omenao fo vaovao
Fo madio toy ny yrazki anao
Feno fitiavana
Satriko Tompo o!
Higoka hasambarana
Ka ny androm-piainako
Fenoin’ ny fahasoavanao
Ianao no ampingako
Manda fiarovako
Tsy ho ketraka
Tsy ho kivy koa
Na hanenjika ireo tsy tia
Ianao no fiainako
Mandram-pialako ety
Tano aho
Vimbino koa
Tsy ho reraka tononkira.serasera.org an-dalana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'Anjomara Vaovao (FAV) Ecar ManjakarayVangy : 3326
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aorn
Daty : 30/10/2008 09:13
