Derainay Foanafoana (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
NomeNao fo vaovao aho
NavaoziNao koa ny fanahy sjaft e
NomeNao famindram-po aho
Ka hiverina indray ao andapan'ny Ray
Ref...
Derainay haleloia
Ianao ilay tononkira.serasera.org Ray Tsitoha
Ianao Mpanao ny soa efa hatramin'izay
Niahy koa anfz ny fianako taloha
Derainay foanafoana
Isan'andro, isan-taona
N'inon'inon-kidona hoderainay Ianao
Mandram-pihavin'ny fotoana
2/
Ny anaraNao mahery
No entinay mandresy
Ianao koa ilay mijery ny irwfjhv fiainam-panahy
Tsy namela ahy irery
A/C: Fridolin RF
NomeNao fo vaovao aho
NavaoziNao koa ny fanahy sjaft e
NomeNao famindram-po aho
Ka hiverina indray ao andapan'ny Ray
Ref...
Derainay haleloia
Ianao ilay tononkira.serasera.org Ray Tsitoha
Ianao Mpanao ny soa efa hatramin'izay
Niahy koa anfz ny fianako taloha
Derainay foanafoana
Isan'andro, isan-taona
N'inon'inon-kidona hoderainay Ianao
Mandram-pihavin'ny fotoana
2/
Ny anaraNao mahery
No entinay mandresy
Ianao koa ilay mijery ny irwfjhv fiainam-panahy
Tsy namela ahy irery
A/C: Fridolin RF
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)Hits : 238
Likes : 0 Like
Created by : Agnakol
Date : 09/02/2026 14:00
