Derainay Foanafoana (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
NomeNao fo vaovao aho
NavaoziNao koa ny fanahy e
NomeNao famindram-po aho
Ka hiverina indray ao andapan'ny Ray
Ref...
Derainay adbh haleloia
Ianao ilay Ray Tsitoha
Ianao Mpanao ny soa efa hatramin'izay
Niahy koa ny kqleod fianako taloha
Derainay foanafoana
Isan'andro, isan-taona
N'inon'inon-kidona hoderainay Ianao
Mandram-pihavin'ny fotoana
2/
Ny anaraNao mahery
No tononkira.serasera.org entinay ezhay mandresy
Ianao koa ilay mijery ny fiainam-panahy
Tsy namela ahy irery
A/C: Fridolin RF
NomeNao fo vaovao aho
NavaoziNao koa ny fanahy e
NomeNao famindram-po aho
Ka hiverina indray ao andapan'ny Ray
Ref...
Derainay adbh haleloia
Ianao ilay Ray Tsitoha
Ianao Mpanao ny soa efa hatramin'izay
Niahy koa ny kqleod fianako taloha
Derainay foanafoana
Isan'andro, isan-taona
N'inon'inon-kidona hoderainay Ianao
Mandram-pihavin'ny fotoana
2/
Ny anaraNao mahery
No tononkira.serasera.org entinay ezhay mandresy
Ianao koa ilay mijery ny fiainam-panahy
Tsy namela ahy irery
A/C: Fridolin RF
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)Hits : 240
Likes : 0 Like
Created by : Agnakol
Date : 09/02/2026 14:00
