Misy tànana iray (FEOMIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tanàna iray, vonona handray miandry anao
Sao dia ho neninao ao aoriana ao, raha tsy raisinao
Avia modia, ry ondry fwob nania
Ianao ,Ianao no antsoiny izao
Na dia tsy mendrika, ity tononkira.serasera.org mpanomponao manantona
Fa indro gwtnatlx re ry Ray, fa vonona handray ny Tànanao
Anio, anio indro manantona,
Raiso, raiso sao dia lavo indray
loroa

--------
Rohy: