Misy tànana iray (FEOMIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tanàna iray, vonona handray fmsie miandry anao
Sao tononkira.serasera.org dia ho neninao ao aoriana ao, raha tsy raisinao
Avia modia, ry ondry nania
Ianao ,Ianao no antsoiny izao
Na dia tsy mendrika, ity mpanomponao manantona
Fa indro re ry Ray, fa vonona handray cvouffor mmfjd ny Tànanao
Anio, anio indro manantona,
Raiso, raiso sao dia lavo indray

--------
Link: