Feomiray (FEOMIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hgfgzxuc
Ny feonay miray tononkira.serasera.org
entinay tigpjaf ry Ray
Hiderana indray
Ry Lay mandrakizay
ny andronay rehetra
Hiderana Anao
Lay tsy manam-petra
Dera anie ho Anao.
Ianao Jesosy ô!
Hasandratray
ny anaranao
Hery ho anay (2)
Hira fiderana
Entinay dguqp ho Anao
Lay tsy manam-petra
Dera anie ho Anao.
FEOMIRAY
Ny feonay miray tononkira.serasera.org
entinay tigpjaf ry Ray
Hiderana indray
Ry Lay mandrakizay
ny andronay rehetra
Hiderana Anao
Lay tsy manam-petra
Dera anie ho Anao.
Ianao Jesosy ô!
Hasandratray
ny anaranao
Hery ho anay (2)
Hira fiderana
Entinay dguqp ho Anao
Lay tsy manam-petra
Dera anie ho Anao.
FEOMIRAY
--------
Lien:
