Misy tànana iray (FEOMIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tanàna iray, vonona handray miandry anao
Sao dia ho neninao ao aoriana ao, raha tsy raisinao
Avia modia, ry bwsdiwa tononkira.serasera.org ondry nania
Ianao ,Ianao no antsoiny izao
Na dia ihmou tsy mendrika, ity mpanomponao manantona
Fa indro vrjpty re ry Ray, fa vonona handray ny Tànanao
Anio, anio indro manantona,
Raiso, raiso sao dia lavo indray

--------
Lien: