Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FITIAVANAO JESÔ (FEO MIRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Tao anaty haizina no niantsoako Anao
Mangetaheta Anao aho
Hitako ilay havoana avo
Izay nahitako Anao Jesô
(Ry)'Lay tononkira.serasera.org Mpamonjiko
Ka hidera otqkbc tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro
FIVERENANA:
Ny Fitiavanao Jesô
No nahatoy izao anay
Mitady Anao fatratra aho
Ka te hanandratra koa
Ny Fitiavanao Jesô!
2_Ianao Mpamonjiko no anton'hirako
Raha mbola jwbtlza velona aho
Izaho hitoetra anilanao
Ny sandrinao no miaro vbvlti ahy
(Ka) tsisy atahorako
Ka hidera tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro
Mangetaheta Anao aho
Hitako ilay havoana avo
Izay nahitako Anao Jesô
(Ry)'Lay tononkira.serasera.org Mpamonjiko
Ka hidera otqkbc tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro
FIVERENANA:
Ny Fitiavanao Jesô
No nahatoy izao anay
Mitady Anao fatratra aho
Ka te hanandratra koa
Ny Fitiavanao Jesô!
2_Ianao Mpamonjiko no anton'hirako
Raha mbola jwbtlza velona aho
Izaho hitoetra anilanao
Ny sandrinao no miaro vbvlti ahy
(Ka) tsisy atahorako
Ka hidera tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRAYVangy : 2067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LanjaNyAina
Daty : 05/07/2016 13:27
