NY FITIAVANAO JESÔ (FEO MIRAY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Tao anaty haizina tononkira.serasera.org no niantsoako Anao
Mangetaheta Anao aho
Hitako ilay havoana avo
Izay nahitako Anao Jesô
(Ry)'Lay Mpamonjiko
Ka hidera tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro

FIVERENANA:
Ny Fitiavanao Jesô
No nahatoy izao anay
Mitady Anao fatratra aho
Ka te hanandratra koa
Ny Fitiavanao Jesô!

2_Ianao Mpamonjiko no anton'hirako
Raha mbola velona aho
Izaho yjudyt hitoetra anilanao
Ny sandrinao no miaro ahy
(Ka) tsisy atahorako
Ka hidera bvdah tsy tapaka Anao
Ny Anaranao no asandratro zfhdofg

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEO MIRAY
Hits : 2067
Likes : 0 Like
Created by : LanjaNyAina
Date : 05/07/2016 13:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345