Sambatra (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga 'zaho mba hamangivangy anao
Tonga 'zaho mba hanome korazy wlmow anao
Marina fa tsy nety ny nataoko,
Nefa avelao 'zaho mody hanafosafo tononkira.serasera.org anao.
Avelao izaho hitsabo ny fanahinao
Avelao izaho mba mody hanao hoe: tia anao
F'izay lazainao tsy maninona avokoa,
Efa mahazatra ahy aucbg fa omeo izay tiako aloha.
Ilay izaho tsy teo,
Aza asiana resaka
Dia izaho omeo
Izay mba mahafinaritra ahy.
Fa rehefa avy eo
Mbola ho hitan-tsika eo ihany
Izao aloha no hatreo
Avelao izany ho any.
Ref:
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao e!)
Mandimandina e!
Izay lalovanao
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa emqivyjh tonga ianao.)
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao eny hoah!)
Mandimandina e! (Mandimandina e! ieh!)
Izay lalovanao (Izay lalovanao!)
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa tonga ianao.)
Tonga 'zaho mba hanome korazy wlmow anao
Marina fa tsy nety ny nataoko,
Nefa avelao 'zaho mody hanafosafo tononkira.serasera.org anao.
Avelao izaho hitsabo ny fanahinao
Avelao izaho mba mody hanao hoe: tia anao
F'izay lazainao tsy maninona avokoa,
Efa mahazatra ahy aucbg fa omeo izay tiako aloha.
Ilay izaho tsy teo,
Aza asiana resaka
Dia izaho omeo
Izay mba mahafinaritra ahy.
Fa rehefa avy eo
Mbola ho hitan-tsika eo ihany
Izao aloha no hatreo
Avelao izany ho any.
Ref:
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao e!)
Mandimandina e!
Izay lalovanao
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa emqivyjh tonga ianao.)
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao eny hoah!)
Mandimandina e! (Mandimandina e! ieh!)
Izay lalovanao (Izay lalovanao!)
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa tonga ianao.)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FelaniaryVangy : 500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 22/07/2025 18:18
