Sambatra (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga 'zaho mba hamangivangy anao
Tonga 'zaho mba hanome korazy astwud anao
Marina fa tsy nety hnlcezqm ny nataoko,
Nefa avelao 'zaho mody hanafosafo anao.
Avelao izaho hitsabo ny fanahinao
Avelao izaho mba mody hanao tononkira.serasera.org hoe: tia anao
F'izay lazainao tsy maninona avokoa,
Efa mahazatra ahy fa omeo izay tiako aloha.
Ilay izaho tsy teo,
Aza asiana resaka
Dia izaho omeo
Izay mba mahafinaritra ahy.
Fa rehefa avy eo
Mbola ho hitan-tsika nwfec eo ihany
Izao aloha no hatreo
Avelao izany ho any.
Ref:
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao e!)
Mandimandina e!
Izay lalovanao
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa tonga ianao.)
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao eny hoah!)
Mandimandina e! (Mandimandina e! ieh!)
Izay lalovanao (Izay lalovanao!)
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa tonga ianao.)
Tonga 'zaho mba hanome korazy astwud anao
Marina fa tsy nety hnlcezqm ny nataoko,
Nefa avelao 'zaho mody hanafosafo anao.
Avelao izaho hitsabo ny fanahinao
Avelao izaho mba mody hanao tononkira.serasera.org hoe: tia anao
F'izay lazainao tsy maninona avokoa,
Efa mahazatra ahy fa omeo izay tiako aloha.
Ilay izaho tsy teo,
Aza asiana resaka
Dia izaho omeo
Izay mba mahafinaritra ahy.
Fa rehefa avy eo
Mbola ho hitan-tsika nwfec eo ihany
Izao aloha no hatreo
Avelao izany ho any.
Ref:
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao e!)
Mandimandina e!
Izay lalovanao
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa tonga ianao.)
Sambatsambatra e!
Ny eo anilanao
Tsy mahatsiaro mody izaho
(Rehefa tonga eny aminao eny hoah!)
Mandimandina e! (Mandimandina e! ieh!)
Izay lalovanao (Izay lalovanao!)
Toy ny tsy ety an-tany izaho
(Rehefa injay fa tonga ianao.)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FelaniaryVisites : 349
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 22/07/2025 18:18
