You are here: home > Tononkira > Felaniary

VOULA (Felaniary)

Mba te hamangy anao any izaho aty fa tsy afaka e
Te hanantona hitory fitia fa tapaka e
Tsy manan-drala ka tsy afaka mandeha mbô marina e
Raha sendra ka henonareo ity vazo ity mangataka e

Vola, vola izay mihetsika e
Vola, vola tsy araka e
Vola, vola tsy manana e
Vola, vola mba omeo Tsiky dia ampyany e

Mba te ho artista mpihira sy mpandihy fa tsy afaka e
Tsy mety tafita dia silaka satria tapaka e
Nofinofy no bobaka revin-gadra mbô marina e
Raha sendra ka henonareo ity vazo ity mangataka e Oouuh

Vola, vola izay mihetsika e
Vola, vola tsy araka e
Vola, vola tsy manana e
Vola, vola mba omeo any e

Mpihira : Felaniary
Mpamaky : 2607
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 15/11/2002 09:12:30
ID : 1245

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo