Hanalazy (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny andro androany mmrxanbk ny masoandro mibaliaka
Nefa ianao toa malaindaina, maloka tsy misariaka
Avalony any aloha ny fiainana mandreraka
Ajanony any izany fa andao hiaraka aminay
Hiara-hihira isika hivazo sy handihy
Ento izay namanao hafanaintsika ity andro ity
Ka na hilentika aza io lgyjyjmw masoandro io, aza kivy
Fa hotohizantsika mandra-maraina ny tononkira.serasera.org mozika
Andao
Ndao hiaraka hilalao
Manasa anao izahay hivazovazo
Andao
Ndao hiaraka hilalao
Manasa anao izahay hivazovazo
Ka ny hira sy mozika
No hameno ny fiainantsika
Hanalana sorisory ireo zava-mampahoryHiara-hihira isika hivazo sy handihy

Ka na hilentika aza io masoandro jkbtraw io, aza kivy
Fa hotohizantsika mandra-maraina ny mozika

--------
Rohy: