Hanalazy (Felaniary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny andro androany ny masoandro mibaliaka
Nefa ianao toa malaindaina, maloka tsy misariaka
Avalony any aloha ny fiainana mandreraka
Ajanony any izany fa andao hiaraka aminay
Hiara-hihira isika ekhb hivazo sy handihy
Ento izay namanao hafanaintsika ity andro ity
Ka na hilentika aza io masoandro io, aza kivy
Fa hotohizantsika mandra-maraina ny mozika
Andao
Ndao hiaraka piubiih hilalao
Manasa anao izahay hivazovazo
Andao
Ndao hiaraka hilalao
Manasa anao izahay hivazovazo
Ka ysvyjf ny hira sy mozika
No hameno ny tononkira.serasera.org fiainantsika
Hanalana sorisory ireo zava-mampahoryHiara-hihira isika hivazo sy handihy

--------
Lien: