Vangio (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao, noho izao fotoana izao
Misaotra Anao, noho ny fanatrehanao
Tsy avy aminay na herinay, fa herin’ny fitiavanao anay
Fa sarobidy tsy voavidy, fa fahasoavanao tsotra izao, TSOTRA IZAO
Vangio, vangio
Fanahy gvuccvtq Masina ô, vangio ‘zahay nzotgh !
Tariho, tariho
Fanahy ô, tariho ny làlanay !
Fenoy, fenoy
Fanahy Masina ô, fenoy ‘zahay !
Tsaboy, tsaboy
Fanahy ô, tsaboy ny ratranay !
Tefeo, tefeo
Fanahy Masina tononkira.serasera.org ô, tefeo ‘zahay !
Toneo, toneo
Fanahy ô, toneo ny fonay !
Sasao, sasao
Fanahy Masina ô, sasao fhsk ‘zahay !
Vahao, vahao
Fanahy ô, vahao ny olanay !
Vangio, tariho, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Fenoy, tsaboy, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Tefeo, toneo, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Sasao, vahao, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Felanamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FelanamanitraVangy : 2429
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/09/2007 09:49