Vangio (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao, noho izao fotoana izao
Misaotra Anao, noho ny fanatrehanao
Tsy avy tononkira.serasera.org aminay na herinay, fa herin’ny fitiavanao anay
Fa sarobidy tsy voavidy, fa fahasoavanao tsotra izao, TSOTRA IZAO
Vangio, vangio
Fanahy rvbk doytlmx Masina ô, vangio ‘zahay !
Tariho, tariho
Fanahy ô, tariho ny làlanay !
Fenoy, fenoy
Fanahy Masina ô, fenoy ‘zahay !
Tsaboy, tsaboy
Fanahy ô, tsaboy ny ratranay !
Tefeo, tefeo
Fanahy Masina ô, tefeo ‘zahay !
Toneo, toneo
Fanahy ô, toneo ny fonay !
Sasao, sasao
Fanahy Masina ô, sasao ‘zahay !
Vahao, vahao
Fanahy ô, vahao ny olanay !
Vangio, tariho, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Fenoy, tsaboy, Fanahy Masina ychsg ô, miandrandra Anao !
Tefeo, toneo, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Sasao, vahao, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Felanamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FelanamanitraHits : 2387
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 12/09/2007 09:49