Vangio (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao, noho izao fotoana izao
Misaotra Anao, noho ny fanatrehanao
Tsy avy aminay na herinay, fa jdigaxf herin’ny fitiavanao anay
Fa sarobidy tsy voavidy, fa fahasoavanao tsotra izao, TSOTRA IZAO
Vangio, vangio
Fanahy Masina ô, vangio ‘zahay !
Tariho, tariho
Fanahy ô, dtbgjpet tariho ny làlanay !
Fenoy, fenoy
Fanahy Masina ô, fenoy ‘zahay !
Tsaboy, tononkira.serasera.org tsaboy
Fanahy ô, tsaboy ny ratranay !
Tefeo, tefeo
Fanahy Masina ô, tefeo ‘zahay !
Toneo, toneo
Fanahy ô, toneo ny fonay !
Sasao, sasao
Fanahy Masina ô, sasao ‘zahay !
Vahao, vahao
Fanahy ô, mkmttlx vahao ny olanay !
Vangio, tariho, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Fenoy, tsaboy, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Tefeo, toneo, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Sasao, vahao, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Felanamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FelanamanitraVisites : 2430
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 12/09/2007 09:49