Avelao (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Avelao aho, ho tia anao
F’izay no masaka ao an-tsaiko aho
Fitiavana tokoa, tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo
Fitiavana tokoa, tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo
2) Na dia misy aza, mitsikera anao
Ny wwzmraso Tompo Andriamanitra gaoyml anilanao
Ankino avokoa, ‘zay vita teo aloha
Fa Izy no hanafaka anao
Izaho ihany moa, hivavaka tokoa
Mba ho tononkira.serasera.org voarain’ny Tompo ny antsonao
Fiv: Tsisy olona ety an-tany
Ka tsy ho solafaka na voafitaka
Fa mila mitodika
Hanaraka ny Ray Masina (2x)
(Instrumental)
ttogcwe Fiv: Tsisy olona ety an-tany … (2x)
F’izay no masaka ao an-tsaiko aho
Fitiavana tokoa, tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo
Fitiavana tokoa, tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo
2) Na dia misy aza, mitsikera anao
Ny wwzmraso Tompo Andriamanitra gaoyml anilanao
Ankino avokoa, ‘zay vita teo aloha
Fa Izy no hanafaka anao
Izaho ihany moa, hivavaka tokoa
Mba ho tononkira.serasera.org voarain’ny Tompo ny antsonao
Fiv: Tsisy olona ety an-tany
Ka tsy ho solafaka na voafitaka
Fa mila mitodika
Hanaraka ny Ray Masina (2x)
(Instrumental)
ttogcwe Fiv: Tsisy olona ety an-tany … (2x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FelanamanitraVangy : 2624
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 20/02/2006 15:30
