Avelao (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Avelao aho, njtiw ho tia anao
F’izay no masaka ao an-tsaiko aho
Fitiavana tokoa, tena avy ao uteupm am-po
Omeko anao manontolo
Fitiavana tokoa, lqeqxdpl tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo
2) Na dia misy aza, mitsikera anao
Ny Tompo Andriamanitra anilanao
Ankino avokoa, ‘zay vita teo aloha
Fa Izy no hanafaka anao
Izaho ihany moa, hivavaka tokoa
Mba ho voarain’ny Tompo ny antsonao
Fiv: Tsisy olona tononkira.serasera.org ety an-tany
Ka tsy ho solafaka na voafitaka
Fa mila mitodika
Hanaraka ny Ray Masina (2x)
(Instrumental)
Fiv: Tsisy olona ety an-tany … (2x)
F’izay no masaka ao an-tsaiko aho
Fitiavana tokoa, tena avy ao uteupm am-po
Omeko anao manontolo
Fitiavana tokoa, lqeqxdpl tena avy ao am-po
Omeko anao manontolo
2) Na dia misy aza, mitsikera anao
Ny Tompo Andriamanitra anilanao
Ankino avokoa, ‘zay vita teo aloha
Fa Izy no hanafaka anao
Izaho ihany moa, hivavaka tokoa
Mba ho voarain’ny Tompo ny antsonao
Fiv: Tsisy olona tononkira.serasera.org ety an-tany
Ka tsy ho solafaka na voafitaka
Fa mila mitodika
Hanaraka ny Ray Masina (2x)
(Instrumental)
Fiv: Tsisy olona ety an-tany … (2x)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FelanamanitraVisites : 2573
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 20/02/2006 15:30
