Vangio (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra jbleg Anao, noho izao fotoana izao
Misaotra Anao, noho ny fanatrehanao
Tsy avy aminay na herinay, fa herin’ny fitiavanao anay
Fa sarobidy tsy voavidy, fa fahasoavanao tsotra izao, TSOTRA IZAO
Vangio, vangio
Fanahy Masina ô, emvruydv vangio ‘zahay !
Tariho, tariho
Fanahy ô, tariho ny làlanay !
Fenoy, fenoy
Fanahy Masina ô, fenoy ‘zahay !
Tsaboy, tsaboy
Fanahy ô, tsaboy ny ratranay !
Tefeo, tefeo
Fanahy Masina ô, tefeo ‘zahay !
Toneo, bxyejfgx toneo
Fanahy tononkira.serasera.org ô, toneo ny fonay !
Sasao, sasao
Fanahy Masina ô, sasao ‘zahay !
Vahao, vahao
Fanahy ô, vahao ny olanay !
Vangio, tariho, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Fenoy, tsaboy, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Tefeo, toneo, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Sasao, vahao, Fanahy Masina ô, miandrandra Anao !
Felanamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FelanamanitraVangy : 2384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/09/2007 09:49