Andriamanitray Ianao (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra, Andriamanitra, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Fiadananay Ianao
Jehovah yhvjjm Shalom no iantsoana Anao, Fiadananay Ianao
Raha mihorohoro izao rehetra izao, Fiadananay Ianao
2) Andriamanitra, Andriamanitra, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Fiankinanay Ianao
Jehovah Nissi no iantsoana Anao, Fiankinanay Ianao
Raha mangozohozo izao rehetra izao, Fiankinanay Ianao
Ho hirahirainay oyvu hatrany ho ren’izao tontolo izao
Hirahira tena mamy f’Andriamanitray tononkira.serasera.org Ianao
3) Andriamanitra, Andriamanitra, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Mpanasitrana Ianao
Jehovah Rafà no iantsoana Anao, Andriamanitray Ianao
Feno aretina izao mvvicah rehetra izao, Mpanasitrana Ianao
Ho hirahirainay hatrany ho ren’izao tontolo izao
Hirahira tena mamy f’Andriamanitray Ianao
Jehovah Shalom, Jehovah Nissi, Andriamanitray Ianao
Jehovah Rafà mbola iantsoana Anao, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Fiadanana Ianao

Andriamanitra, Andriamanitra, Fiadanana, Fiankinana, Mpanasitrana Ianao
Felanamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FelanamanitraVangy : 2696
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/09/2007 09:48