Andriamanitray Ianao (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra, Andriamanitra, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Fiadananay Ianao
Jehovah mghrd Shalom no iantsoana Anao, Fiadananay Ianao
Raha mihorohoro izao rehetra izao, Fiadananay Ianao
2) Andriamanitra, Andriamanitra, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Fiankinanay tononkira.serasera.org Ianao
Jehovah ealkhtn Nissi no iantsoana Anao, Fiankinanay Ianao
Raha mangozohozo izao rehetra gffu izao, Fiankinanay Ianao
Ho hirahirainay hatrany ho ren’izao tontolo izao
Hirahira tena mamy f’Andriamanitray Ianao
3) Andriamanitra, Andriamanitra, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Mpanasitrana Ianao
Jehovah Rafà no iantsoana Anao, Andriamanitray Ianao
Feno aretina izao rehetra izao, Mpanasitrana Ianao

Jehovah Shalom, Jehovah Nissi, Andriamanitray Ianao
Jehovah Rafà mbola iantsoana Anao, Andriamanitray Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Fiadanana Ianao
Andriamanitra, Andriamanitra, Fiankinanay Ianao

Andriamanitra, Andriamanitra, Fiadanana, Fiankinana, Mpanasitrana Ianao
Felanamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FelanamanitraHits : 2650
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 12/09/2007 09:48