Voninahitra (Fefimami)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)
Fiadanana anie, ho an’ny tononkira.serasera.org olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fahasoavana no hanarak’izay mino sy matoky Azy
Fiadanana no anaraka zay mino sy maharitra
Mandrakizay doria
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho wdolg mandrakizay (doria)
Fiadanana anie, ho an’ny olona kjdlpjjx ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona jnnze ankasitrahany
Ankasitrahany
Famindram-po no hanarak’izay mankato ny teniny
Fifalian-dehibe tokoa, sy fiainan-danitra
Mandrakizay doria
Amen, Amen

--------
Rohy: