Voninahitra (Fefimami)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra sxsnw ho mandrakizay (doria)
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)

Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany

Fahasoavana no kquwnog hanarak’izay mino sy matoky Azy
Fiadanana no anaraka zay mino sy maharitra
Mandrakizay doria

Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)

Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany

Famindram-po no hanarak’izay mankato ny teniny
Fifalian-dehibe tokoa, sy tononkira.serasera.org fiainan-danitra
Mandrakizay doria

Amen, Amen
gxsvc

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fefimami
Visites : 425
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fefimami
Date : 19/03/2026 13:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652