Sambatra aho manana Anao (Fefimami)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao
Jesosy Mpamonjy mahery
Tsy mba manatahotra izany
Fa matoky hatrany hatrany
Ilay herinao ato anaty
Tsy miova tsy mety maty
Na hivadika koa sanatria
Omaly anio ho mandrakizay
Falifaly ravo izahay
Manana an'Andriamaitray
Tompo lehibe Mpamindrafo
Mangorak'ireo torotoro fo
x2
Sambatra aho manana Anao
Tompoko Mpanjaka Tsitoha
Tonga mba hamonjy ny very
Sy tononkira.serasera.org hitady ireo izay mihery
Izaho mino hyrvipmv sy manantena
Tsy mba misy ho lavinao
Fa handray ny tena fucjqpe famonjena
Ho velona nhwhszwn ho mandrakizay
Falifaly ravo izahay
Manana an'Andriamaitray
Tompo lehibe Mpamindrafo
Mangorak'ireo torotoro fo
x2
Tompo lehibe Mpamindra fo
Mangorak'ireo torotoro fo
Jesosy Mpamonjy mahery
Tsy mba manatahotra izany
Fa matoky hatrany hatrany
Ilay herinao ato anaty
Tsy miova tsy mety maty
Na hivadika koa sanatria
Omaly anio ho mandrakizay
Falifaly ravo izahay
Manana an'Andriamaitray
Tompo lehibe Mpamindrafo
Mangorak'ireo torotoro fo
x2
Sambatra aho manana Anao
Tompoko Mpanjaka Tsitoha
Tonga mba hamonjy ny very
Sy tononkira.serasera.org hitady ireo izay mihery
Izaho mino hyrvipmv sy manantena
Tsy mba misy ho lavinao
Fa handray ny tena fucjqpe famonjena
Ho velona nhwhszwn ho mandrakizay
Falifaly ravo izahay
Manana an'Andriamaitray
Tompo lehibe Mpamindrafo
Mangorak'ireo torotoro fo
x2
Tompo lehibe Mpamindra fo
Mangorak'ireo torotoro fo
--------
Rohy:
