Voninahitra (Fefimami)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra, ho sjfqebjp an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)
Fiadanana tononkira.serasera.org anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fahasoavana no hanarak’izay mino sy matoky Azy
Fiadanana no anaraka zay mino sy maharitra
Mandrakizay doria
Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Avo indrindra ho mandrakizay (doria)
Fiadanana yyvslv anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Fiadanana anie, ho an’ny olona ankasitrahany
Ankasitrahany
Famindram-po no hanarak’izay mankato ny teniny
Fifalian-dehibe tokoa, sy fiainan-danitra
Mandrakizay ikpngb doria
Amen, Amen

--------
Link: