Agataho ny fanahy masina (FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANGATAHO NY FANAHY MASINA ?
{Refrain}: Angatao ny Fanahy Masina hialoha lalana anao.
Mivavaha aza mitsahatra fa Jesosy anie no miaro anao.
Hiala maina ireo satana tsy ahalavo anao.
Mialoha anao Jesosy
1- Ianao mijoro io, mitandrema ianao
Fa ilay ratsy te handavo anao izay mijoro
Fa satana dia mitady irika mba hambabo anao ho resy lahatra.
Raha tsy miorina amin'ny finoana ianao dia ho lavony halainy tononkira.serasera.org baraka.
2- Ampihaina ny mpitory no tanjony
Na ny mino toa anao xdbq aza ho fitahiny.
Mpaminany sandoka irahiny, raha marefo ianao dia ho idelnpib voafitaka
Izao tontolo izao hamasoka tokoa, raha lavony bzwir ny mino an'i Kristy.
{ Refrain}: Angataho ny Fanahy Masina hialoha làlana anao....
FEFIMA Feon'ny Fihavanana Manarintsoa
A/C: RF Sitraka
Janvier 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FeFiMa Feon'ny Fihavanana ManarintsoaVangy : 368
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fefima
Daty : 29/08/2025 19:19