Agataho ny fanahy masina (FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANGATAHO NY FANAHY MASINA ?

{Refrain}: Angatao ny Fanahy Masina hialoha lalana anao.
Mivavaha aza mitsahatra fa Jesosy anie no miaro anao.
Hiala maina ireo satana tsy ahalavo tononkira.serasera.org anao.
Mialoha anao Jesosy

1- Ianao mijoro io, mitandrema ianao
Fa ilay ratsy te handavo anao izay mijoro
Fa satana dia mitady irika mpkwaa mba hambabo anao ptdz ho resy lahatra.
Raha tsy miorina amin'ny finoana ianao dia ho lavony halainy baraka.

2- Ampihaina ny mpitory no tanjony
Na ny mino toa anao aza ho fitahiny.
Mpaminany sandoka irahiny, raha marefo myadqtfp ianao dia ho voafitaka
Izao tontolo izao hamasoka tokoa, raha lavony ny mino an'i Kristy.

{ Refrain}: Angataho ny Fanahy Masina hialoha làlana anao....

FEFIMA Feon'ny Fihavanana Manarintsoa
A/C: RF Sitraka
Janvier 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa
Hits : 342
Likes : 0 Like
Created by : Fefima
Date : 29/08/2025 19:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402