Hevero ny fiatsoana anao (FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HEVERO NY FIANTSOANA ANAO
FE. FI. MA

1-Fa maro ireo voafidy
hitory sy hanambara, filazantsara
Fa vitsy amin'ireo no mahefa
Nihemotra tanaty fitsapana, ny eso izay miseho mazàna
No nahatonga azy nihemotra indray

Refrain :
Hevero ny fiantsoana anao
Fandrao ianao ka sondriana ireo zara fanompoana izay nomeny anao
Moa vitanao?
Anio, Ndeha mandehana efao ny asany
Fa ho vimbininy ianao ampandehanana

Refrain :
Hevero ny fiantsoana anao
Fandrao ianao ka sondriana ireo zara fanompoana izay nomeny anao
Moa vitanao?
Anio, Ndeha mandehana efao ny asany
Fa ho vimbininy ianao ampandehanana.  

2-Nandritra izay fotoana izay, moa efa nisy vokatra
Ilay niantsoany anao  
Ka nampibebaka ireo mpanota, hanantona indray ao amin'ny Tompo
Ka hitombo ireo mpanompo
Ka ho mpianany izao tontolo izao.
Esory ny ahiahy izay misakana anao,
Jesosy anie ka mialoha ny làlanao sy momba anao
Tano ny finoana ho apinga, handresy ny asan'ny devoly
Izay manangoly tsy mampandresy anao.

Refrain:
Hevero ny fiantsoana anao
Fandrao ianao ka sondriana ireo zara fanompoana izay nomeny anao
Moa vitanao?
Anio, Ndeha mandehana efao ny asany
Fa ho vimbininy ianao ampandehanana.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa
Visites : 173
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fefima
Date : 20/08/2025 02:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0695