Avahinao Aho Jeososy (FeFiMa Feon'ny Fihavanana Manarintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVAHINAO AHO JESOSY
1- Mijaly ny olona maro (Maro, tononkira.serasera.org maro)
Tomany ny olona maro
Miaina anaty aretina tsisy fahasitranana
Maro ny olona miafy (Maro, maro)
Tsisy na akanjo fitafy
Miaina hirifiry sy fiafiana lalina
Mitady vahaolana isan'andro mba te ho Salama toa anao.
Moa tsapanao?
{Refrain} : Fa izaho dia Avahinao Jesosy o! Havaozinao isan'andro isan'andro ny fiainako.
Nefa indraindray tsy tsaroiko fa sondriana aho.
Jesosy oh Misaotra anao noho ny fitiavanao.
2- Tompo ô anio aho mahatsiaro( Ianao, miaro)
Fa Ianao tsy mitsahatra miaro
Na mandalo fisedrana aho na ady sarotra.
Tsy avelanao hiady irery (Na ho, mafy)
Na kivy efa mila ho very
Ny tananao mihazona ahy, sanatria hiemotra.
Jesosy oh na inona hitranga mahatoky (aho) fa manana anao.
Manana anao
{Refrain}...
Avahinao aho Jesosy oh, tezainao hiorina mafy kokoa.
Avahinao aho Jesosy oh, anehoanao ny fitiavanao.
Avahinao ny manompo cwfvqyf anao, yxvm manaiky aho amin'ny fitondranao.
{Refrain}..
Jesosy oh zlvjdh Misaotra anao, Misaotra anao.
A/C: RF Sitraka
Mars 2024
KTLM FEON'NY FIHAVANANA MANARINTSOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FeFiMa Feon'ny Fihavanana ManarintsoaVisites : 229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fefima
Date : 29/08/2025 19:24