VATO FEHIZORO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena faly izahay
Midera ny Andriamanitray
Fa nakambanao zahay
Mba ho tena fo iray
Na ny tena na yxjsbn ny xwewdor saina
Ary ny fanahinay
Na ny tononkira.serasera.org molotra maloto aza
Hanandratanay
‘Lay anaranao soa
Tsy voakosok’ao am-po
Ka nifidy sy nifantina anay
Mba ho vato voazaha toetra
No mijoro
Vato tsara sady fehizoro
Dera heleloia no ventesinay
Fa Jesosy no klhiqg Mpamonjinay
Vato fehizoro fanorenana
Azo itokiana sy ianteherana
Midera ny Andriamanitray
Fa nakambanao zahay
Mba ho tena fo iray
Na ny tena na yxjsbn ny xwewdor saina
Ary ny fanahinay
Na ny tononkira.serasera.org molotra maloto aza
Hanandratanay
‘Lay anaranao soa
Tsy voakosok’ao am-po
Ka nifidy sy nifantina anay
Mba ho vato voazaha toetra
No mijoro
Vato tsara sady fehizoro
Dera heleloia no ventesinay
Fa Jesosy no klhiqg Mpamonjinay
Vato fehizoro fanorenana
Azo itokiana sy ianteherana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2957
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:56
