Tsy izay rehetra mivavaka (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy izay rehetra mivavaka dia olo-marina
Tsy abuihsbq izay rehetra pbts manao soa dia tsy maintsy nhtvybhf akarina
F’’izay rehetra mandray an’i Jesosy ao am-po
No hiditra ao amin’ny lova tsy ho lo
Ref:Maro ireo ratsy fanahy izay maningatsingana
Tsarovy f’ireny dia haringana
Koa apetraho amin’TOmpo tononkira.serasera.org ary ny fiainanao
F’izy no hiaro sy hambomba ny andronao
Moa va tsy zava-dehibe ireo fahoriana marobe
Nozakainy hisolo ny helokao
Havaozy ary indray izao ny dina sy voadinao
F’izany no takiany amina
2. Tsy izay rehetra manao hoe tompo, tompoko
No hiditra ao amin’ny fankakan’Andriamanitra
F’izay rehetra manaiky hanao ny sitrapon’ny Ray
No hanana fiainana mandrakizay
A/C: Sacha Ratianarivoson

--------
Rohy: