TOKY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Tokin’Andriamanitra ny zanany
Ka nomeny fahefana mba hanao ny asany
Nataony solontenany smbwnw sy ho mpamonjy izy
Nefa koa naniraka ny mpianany indray
Dia isika izao no nataony toky sy mpianany
2 – Tsy tononkira.serasera.org mba ny hendry na koa ny manan-tsaina
no indro re nofinidiny
Fa ny adalan’izao tontolo izao jdyxpqwb no nataony
Hampamenatra anao
Ka meteza ianao ho fiasam-piadanana
Mba hamerina indray ny ondry mania very jjerntbb hatrizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2740
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 04:04