TOKY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Tokin’Andriamanitra ny zanany
Ka nomeny fahefana mba tononkira.serasera.org hanao ny asany
Nataony solontenany sy ho mpamonjy izy
Nefa koa naniraka kmwgxfjm ny mpianany indray
Dia isika izao no nataony lpwxjab toky sy mpianany
2 – Tsy mba ny hendry na koa ny manan-tsaina
no indro re nofinidiny
Fa ny adalan’izao tontolo izao no nataony
Hampamenatra gthjdd anao
Ka meteza ianao ho fiasam-piadanana
Mba hamerina indray ny ondry mania very hatrizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 2741
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Date : 25/10/2004 04:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346