RY JEHOVAH TOMPON’NY MARO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jehovah tompon’ny maro
Ry Andriamanitra tsy azo afangaro
Am’ireo Andriamanitra maro zay hita
Am’izao tontolo izao
Andriamanitra tokana monja
Valim-bavaka tena mafonja
Ho an’izay mitaraina sy miantsoantso
(miantsoantso) amin’ny fony
Miantso anao miantso anao ny olonao
O mba watov midina ianao
Mafy dia tononkira.serasera.org mafy izao manjo anay izao
Noho ny ratsy natao
Lanin’ny menarana afo izahay
Maina mangetaheta mafy ny xlqyfl fonay
Maty mosary aza indraindray
Ka vonjeo vonjeo ry Ray
Raha ejlk miasa ianao (iza iza moa)
No hahasakana anao (eny Ray Tsitoha)
Aoka hitsotra ny tananao
Ho famelomana anay
Tsy mba mitaredretra ianao
Raha mitaraina ny mpanomponao
Ry Andriamanitra tsy azo afangaro
Am’ireo Andriamanitra maro zay hita
Am’izao tontolo izao
Andriamanitra tokana monja
Valim-bavaka tena mafonja
Ho an’izay mitaraina sy miantsoantso
(miantsoantso) amin’ny fony
Miantso anao miantso anao ny olonao
O mba watov midina ianao
Mafy dia tononkira.serasera.org mafy izao manjo anay izao
Noho ny ratsy natao
Lanin’ny menarana afo izahay
Maina mangetaheta mafy ny xlqyfl fonay
Maty mosary aza indraindray
Ka vonjeo vonjeo ry Ray
Raha ejlk miasa ianao (iza iza moa)
No hahasakana anao (eny Ray Tsitoha)
Aoka hitsotra ny tananao
Ho famelomana anay
Tsy mba mitaredretra ianao
Raha mitaraina ny mpanomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 3934
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 02/11/2004 23:19
