NY BAIBOLY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv. Aza mba ataonao
Ho fandaniana andro mihitsy
Na indrindra koa
Aza heverina ho fialam-boly
Fa natao hitarika
Amin’ny lalana mahitsy
‘Reo teny rehetra
Voarakitra ao amuqznad amin’ny Baiboly
1 – Raha mandinidinka
‘Zay voalaza ao ianao
Dia angataho mafy aloha
Ny fanahin’ny Tsitoha
Fa ho ren’ny tenanao
Ny fiovan’ny fiainanao
Ka Jesosy no velona ao
Fa tsy mba ianao
2 – Raha aocgp misy ilaina
Dia aza miasa saina
Atrakao izany loha
Ka jereo ilay Tsitoha
Angataho izay tianao
Fa homeny tsotra tononkira.serasera.org izao
Raha fantany tokoa
Fa mahasoa
wghhre
Ho fandaniana andro mihitsy
Na indrindra koa
Aza heverina ho fialam-boly
Fa natao hitarika
Amin’ny lalana mahitsy
‘Reo teny rehetra
Voarakitra ao amuqznad amin’ny Baiboly
1 – Raha mandinidinka
‘Zay voalaza ao ianao
Dia angataho mafy aloha
Ny fanahin’ny Tsitoha
Fa ho ren’ny tenanao
Ny fiovan’ny fiainanao
Ka Jesosy no velona ao
Fa tsy mba ianao
2 – Raha aocgp misy ilaina
Dia aza miasa saina
Atrakao izany loha
Ka jereo ilay Tsitoha
Angataho izay tianao
Fa homeny tsotra tononkira.serasera.org izao
Raha fantany tokoa
Fa mahasoa
wghhre
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 3265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:14
