MISAOTRA JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ry bixytym Jesosy Tompo menatra aho
F’izay ratsy teo imasonao
No efa re indrisy no natao
Henoy aho fa mitalaho
Fiv.
Mino aho, mino aho fa Ampy ho ahy tokoa tononkira.serasera.org
Hanadio ny rànao soa Izay nirotsaka tao Kalvary
Misaotra ry Jeso Tia
2
Ry Jesosy ô mangahiahy
Fa niodina teo aminao, teo aminao
Nefa aoka tsy ny fahatezeranao
No hanatrehanao ahy
3
Ry Jesosy, izay ela izay
No niantsoantso Anao, niantso Anao
Kanefa he mahantra tsy mba fantatray
Hay hianao akaikinay
4
Ry aiht Jesosy izao vao fantatro
Fa tena sarobidy Aminao, Aminao
Ireto olona maditra mafy fo
Sy mpandà ny didinao.
5
Ry Jesosy Tompo Masina ô
Tena mamy ny fitiavanao, fitiavanao
Nafoinao hatramin’ny ainao
Farany scawgzud azonao natao.
Ry bixytym Jesosy Tompo menatra aho
F’izay ratsy teo imasonao
No efa re indrisy no natao
Henoy aho fa mitalaho
Fiv.
Mino aho, mino aho fa Ampy ho ahy tokoa tononkira.serasera.org
Hanadio ny rànao soa Izay nirotsaka tao Kalvary
Misaotra ry Jeso Tia
2
Ry Jesosy ô mangahiahy
Fa niodina teo aminao, teo aminao
Nefa aoka tsy ny fahatezeranao
No hanatrehanao ahy
3
Ry Jesosy, izay ela izay
No niantsoantso Anao, niantso Anao
Kanefa he mahantra tsy mba fantatray
Hay hianao akaikinay
4
Ry aiht Jesosy izao vao fantatro
Fa tena sarobidy Aminao, Aminao
Ireto olona maditra mafy fo
Sy mpandà ny didinao.
5
Ry Jesosy Tompo Masina ô
Tena mamy ny fitiavanao, fitiavanao
Nafoinao hatramin’ny ainao
Farany scawgzud azonao natao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1582
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59
