MBA MIVERENA RY ONDRY MANIA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Mba miverena ry ondry mania
Fa sasa-miandry ny ray be fitia
Jereo anie ary koa ndeha zahao
Ny vorondamba no mandrakotra
Avia ka modia ianao fa mbola miandry ao
Miandry tece anao ny toeranao Voavotra tsara ery
Sy maharitra doria tononkira.serasera.org maha-te ho tia
2 – Moa ianao nmksg raha nandao ny bqon Rainao
Nisaina va ? mbola hiverina ao
Nitondra vola sy harena be
Ka nanantena higoka hafaliambe
Indrisy fa fongana avokoa
Zay noheverina hahasoa naharotika ny fo
Nahatsiaro fa hay mbola ao tokoa ny Ray
Lay mpampatsiahy
Miverena ry ondry mania, ondry mania
Fa sasa-miandry ny ray be fitia
Jereo anie ary koa ndeha zahao
Ny vorondamba no mandrakotra
Avia ka modia ianao fa mbola miandry ao
Miandry tece anao ny toeranao Voavotra tsara ery
Sy maharitra doria tononkira.serasera.org maha-te ho tia
2 – Moa ianao nmksg raha nandao ny bqon Rainao
Nisaina va ? mbola hiverina ao
Nitondra vola sy harena be
Ka nanantena higoka hafaliambe
Indrisy fa fongana avokoa
Zay noheverina hahasoa naharotika ny fo
Nahatsiaro fa hay mbola ao tokoa ny Ray
Lay mpampatsiahy
Miverena ry ondry mania, ondry mania
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:53
