IZY NO MESIA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Lay mpanjaka ny uvavi mpanjaka
no nanetry tena ho ety
Ka nafoiny tsy tsaroany
Ny fiandrianany
2
Indro izy moa tsy ankizy
Toa tsy nisy vidiny
Nefa izy no wiitmpwq ilay tononkira.serasera.org mesia
Lay nasandratra ho doria
3
Lay Tompon’ny Tompo
No xqwzrxgv miondrika ankehitrio
Mba hanasa sy hamafa,
Ny fontsika mba ho madio
4
Te-hitoetra, ts’isy fetra
Honina amintsika
Ka Hanjaka ao ny mazava,
Ho andro mibaliaka.
Lay mpanjaka ny uvavi mpanjaka
no nanetry tena ho ety
Ka nafoiny tsy tsaroany
Ny fiandrianany
2
Indro izy moa tsy ankizy
Toa tsy nisy vidiny
Nefa izy no wiitmpwq ilay tononkira.serasera.org mesia
Lay nasandratra ho doria
3
Lay Tompon’ny Tompo
No xqwzrxgv miondrika ankehitrio
Mba hanasa sy hamafa,
Ny fontsika mba ho madio
4
Te-hitoetra, ts’isy fetra
Honina amintsika
Ka Hanjaka ao ny mazava,
Ho andro mibaliaka.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:01
